# Tsy hanolotra ...zavatra izay tsy nisasarako aho DH: "Hanolotra...zavatra izay nandoavako vola ihany aho" # sekely volafotsy dimampolo "sekely 50". Ny sekely iray dia 11 grama. # ho an'ny tany Eto ny sarinteny hoe "tany" dia midika hoe vahoakan'ny Israely. DH: "ho an'ny vahoakan'ny Israely" # nampitsahatra ny areti-mandringana "nampifarana ny areti-mandringana"