plt_tn/2sa/24/24.md

373 B

Tsy hanolotra ...zavatra izay tsy nisasarako aho

DH: "Hanolotra...zavatra izay nandoavako vola ihany aho"

sekely volafotsy dimampolo

"sekely 50". Ny sekely iray dia 11 grama.

ho an'ny tany

Eto ny sarinteny hoe "tany" dia midika hoe vahoakan'ny Israely. DH: "ho an'ny vahoakan'ny Israely"

nampitsahatra ny areti-mandringana

"nampifarana ny areti-mandringana"