plt_tn/2sa/24/08.md

28 lines
618 B
Markdown

# Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra izy ireo
Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika
# sivy volana sy roapolo andro
"9 volana sy 20 andro"
# Dia nitatitra ny fitambaran'isan'ireo lehilahy mpiady tany amin'ny mpanjaka i Joaba
"Dia nilaza tamin'ny mpanjaka ny fitambaran'isan'ireo lehilahy vonona hiady i Joaba"
# tao amin'Israely
Io dia manondro ny fokon'Israely avaratra.
# 800.000...500.000
"valo hetsy...dimy hetsy"
# nanatsoaka sabatra
Io sarinteny io dia manondro ireo lehilahy izay vonona hiady ao amin'ny tafika.
# -n'i Joda
Io dia manondro ny fokon'i Joda atsimo.