# Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra izy ireo Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika # sivy volana sy roapolo andro "9 volana sy 20 andro" # Dia nitatitra ny fitambaran'isan'ireo lehilahy mpiady tany amin'ny mpanjaka i Joaba "Dia nilaza tamin'ny mpanjaka ny fitambaran'isan'ireo lehilahy vonona hiady i Joaba" # tao amin'Israely Io dia manondro ny fokon'Israely avaratra. # 800.000...500.000 "valo hetsy...dimy hetsy" # nanatsoaka sabatra Io sarinteny io dia manondro ireo lehilahy izay vonona hiady ao amin'ny tafika. # -n'i Joda Io dia manondro ny fokon'i Joda atsimo.