plt_tn/2sa/24/08.md

618 B

Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra izy ireo

Ka rehefa avy nitety ny tany rehetra i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika

sivy volana sy roapolo andro

"9 volana sy 20 andro"

Dia nitatitra ny fitambaran'isan'ireo lehilahy mpiady tany amin'ny mpanjaka i Joaba

"Dia nilaza tamin'ny mpanjaka ny fitambaran'isan'ireo lehilahy vonona hiady i Joaba"

tao amin'Israely

Io dia manondro ny fokon'Israely avaratra.

800.000...500.000

"valo hetsy...dimy hetsy"

nanatsoaka sabatra

Io sarinteny io dia manondro ireo lehilahy izay vonona hiady ao amin'ny tafika.

-n'i Joda

Io dia manondro ny fokon'i Joda atsimo.