plt_tn/2sa/24/05.md

16 lines
366 B
Markdown

# Niampita an'i Jordana ary nitoby tao akaikin'i Aroera, atsimon'ny tanàna any an-dohasaha izy ireo
"Niampita i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika"
# Aroera
Io dia tanàna any amin'ny sisiny avaratry ny Renirano Arnona.
# Jazera
Io dia tanàn-dehibe any Gada.
# Tatima-hodsy
Io dia mety manondro ny tanàn-dehibe any Kadesy any amin'ny tanin'ny vahoaka Hetita.