# Niampita an'i Jordana ary nitoby tao akaikin'i Aroera, atsimon'ny tanàna any an-dohasaha izy ireo "Niampita i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika" # Aroera Io dia tanàna any amin'ny sisiny avaratry ny Renirano Arnona. # Jazera Io dia tanàn-dehibe any Gada. # Tatima-hodsy Io dia mety manondro ny tanàn-dehibe any Kadesy any amin'ny tanin'ny vahoaka Hetita.