plt_tn/2sa/24/05.md

366 B

Niampita an'i Jordana ary nitoby tao akaikin'i Aroera, atsimon'ny tanàna any an-dohasaha izy ireo

"Niampita i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika"

Aroera

Io dia tanàna any amin'ny sisiny avaratry ny Renirano Arnona.

Jazera

Io dia tanàn-dehibe any Gada.

Tatima-hodsy

Io dia mety manondro ny tanàn-dehibe any Kadesy any amin'ny tanin'ny vahoaka Hetita.