plt_tn/2sa/24/03.md

448 B

mampitombo...injato

Io dia midika hoe "mahatonga olona 100 maro kokoa isaky ny olona tsirairay izay efa eo."

ny tenin'ny mpanjaka dia nanohitra an'i Joaba sy nanohitra ireo mpifehy ny tafika ny farany

Tsy afa-mandresy lahatra an'i Davida tsy haka ny fanisana i Joaba sy ireo mpifehy ny tafik'i Davida mpanjaka.

ny tenin'ny mpanjaka

Io andianteny io dia manambara ny didin'ny mpanjaka tamin'izy ireo. DH: "izay efa nandidian'ny mpanjaka"