# mampitombo...injato Io dia midika hoe "mahatonga olona 100 maro kokoa isaky ny olona tsirairay izay efa eo." # ny tenin'ny mpanjaka dia nanohitra an'i Joaba sy nanohitra ireo mpifehy ny tafika ny farany Tsy afa-mandresy lahatra an'i Davida tsy haka ny fanisana i Joaba sy ireo mpifehy ny tafik'i Davida mpanjaka. # ny tenin'ny mpanjaka Io andianteny io dia manambara ny didin'ny mpanjaka tamin'izy ireo. DH: "izay efa nandidian'ny mpanjaka"