plt_tn/2sa/24/03.md

12 lines
448 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mampitombo...injato
Io dia midika hoe "mahatonga olona 100 maro kokoa isaky ny olona tsirairay izay efa eo."
# ny tenin'ny mpanjaka dia nanohitra an'i Joaba sy nanohitra ireo mpifehy ny tafika ny farany
Tsy afa-mandresy lahatra an'i Davida tsy haka ny fanisana i Joaba sy ireo mpifehy ny tafik'i Davida mpanjaka.
# ny tenin'ny mpanjaka
Io andianteny io dia manambara ny didin'ny mpanjaka tamin'izy ireo. DH: "izay efa nandidian'ny mpanjaka"