plt_tn/2sa/24/01.md

20 lines
955 B
Markdown

# Dia nirehitra tamin'Israely indray ny fahatezeran'i Yaveh
Ny teny hoe "nirehitra" dia midika hoe nandrehitra afo. Eto ny hatezeran'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny an'ny afo. DH: "nanomboka nirehitra tahaka ny afo ny hatezeran'i Yaveh"
# nataony nanohitra azy ireo i Davida
"nahatonga an'i Davida hanohitra azy ireo Izy"
# Mandehana, isao Israely sy Joda
Amin'ny lalàn'i Mosesy, dia nandrara ireo mpanjakan'Israely tsy haka ny fanisana ireo lehilahy mpiady Andriamanitra. Ny tena dika fenon'io fehezanteny io dia afaka azavaina.
# manomboka any Dana ka hatrany Beri-sheba
Io andianteny io dia mampiasa anaran-toerana roa antsoina hoe Dana, any amin'ny farany avaratra, sy Beriseba, any amin'ny farany atsimo, mba hanondroana ny tanàna manontolo.
# isao ny olona rehetra...sahaza ho an'ny ady
Izany dia midika hoe manisa ny lehilahy rehetra afa-tsy ireo lehilahy izay na tanora loatra, na antitra loatra, na tsy afaka miady noho ny toe-batany.