plt_tn/2sa/23/13.md

617 B

Ny telo tamin'ireo miaramila telopolo

Ireo dia tsy ireo miaramila telo notenenina tao amin'ny 23:8 ihany.

telopolo

"ny 30" na "ireo miaramila Israelita telopolo mahery fo indrindra." Ny tena dikan'io fehezanteny io feno dia afaka azavaina.

zohin'i Adolama

"zohy akaikin'ny tanàn-dehiben'i Adolama." Adolama dia akaikin'i Betlehema.

Lohasahan'i Refaita

Io dia anaran-toerana. Adikao tahaka ny tao amin'ny 5:17 ihany izany.

tao amin'ny fiarovany mafy

"tao amin'ny toerany voaaro tsara"

raha nitoetra tao Betlehema ny Filistina

"nifehy ny zana-bohitr'i Betlehema ireo miaramila Filistina sasany"