plt_tn/2sa/23/13.md

24 lines
617 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny telo tamin'ireo miaramila telopolo
Ireo dia tsy ireo miaramila telo notenenina tao amin'ny 23:8 ihany.
# telopolo
"ny 30" na "ireo miaramila Israelita telopolo mahery fo indrindra." Ny tena dikan'io fehezanteny io feno dia afaka azavaina.
# zohin'i Adolama
"zohy akaikin'ny tanàn-dehiben'i Adolama." Adolama dia akaikin'i Betlehema.
# Lohasahan'i Refaita
Io dia anaran-toerana. Adikao tahaka ny tao amin'ny 5:17 ihany izany.
# tao amin'ny fiarovany mafy
"tao amin'ny toerany voaaro tsara"
# raha nitoetra tao Betlehema ny Filistina
"nifehy ny zana-bohitr'i Betlehema ireo miaramila Filistina sasany"