# Ny telo tamin'ireo miaramila telopolo Ireo dia tsy ireo miaramila telo notenenina tao amin'ny 23:8 ihany. # telopolo "ny 30" na "ireo miaramila Israelita telopolo mahery fo indrindra." Ny tena dikan'io fehezanteny io feno dia afaka azavaina. # zohin'i Adolama "zohy akaikin'ny tanĂ n-dehiben'i Adolama." Adolama dia akaikin'i Betlehema. # Lohasahan'i Refaita Io dia anaran-toerana. Adikao tahaka ny tao amin'ny 5:17 ihany izany. # tao amin'ny fiarovany mafy "tao amin'ny toerany voaaro tsara" # raha nitoetra tao Betlehema ny Filistina "nifehy ny zana-bohitr'i Betlehema ireo miaramila Filistina sasany"