plt_tn/2sa/23/06.md

635 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia anisan'ireo tenin'i Davida farany.

Kanefa ny tsy mendrika dia ho tahaka ny tsilo ariana avokoa

Eto ny olona ratsy fanahy dia ampitahaina amin'ny tsilo tsy misy ilàna azy. DH: "Nefa ny olona ratsy fanahy dia tsy mendrika ary mampidi-doza tahaka ny tsiko ariantsika"

satria tsy voaangon'ny tanan'ny olona ireny

"satria tsy misy olona afaka maka ireo amin'ny tanany ka tsy voaratran'ireo tsilo izy"

Tsy maintsy dorana eo amin'izay itoerany ireny

"Eo amin'izay ahitana ireo tsilo, no tsy maintsy andorana ireo." Izany dia midika fa handrava ny olona ratsy fanahy Andriamanitra.