# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia anisan'ireo tenin'i Davida farany. # Kanefa ny tsy mendrika dia ho tahaka ny tsilo ariana avokoa Eto ny olona ratsy fanahy dia ampitahaina amin'ny tsilo tsy misy ilàna azy. DH: "Nefa ny olona ratsy fanahy dia tsy mendrika ary mampidi-doza tahaka ny tsiko ariantsika" # satria tsy voaangon'ny tanan'ny olona ireny "satria tsy misy olona afaka maka ireo amin'ny tanany ka tsy voaratran'ireo tsilo izy" # Tsy maintsy dorana eo amin'izay itoerany ireny "Eo amin'izay ahitana ireo tsilo, no tsy maintsy andorana ireo." Izany dia midika fa handrava ny olona ratsy fanahy Andriamanitra.