plt_tn/2sa/23/06.md

16 lines
635 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia anisan'ireo tenin'i Davida farany.
# Kanefa ny tsy mendrika dia ho tahaka ny tsilo ariana avokoa
Eto ny olona ratsy fanahy dia ampitahaina amin'ny tsilo tsy misy ilàna azy. DH: "Nefa ny olona ratsy fanahy dia tsy mendrika ary mampidi-doza tahaka ny tsiko ariantsika"
# satria tsy voaangon'ny tanan'ny olona ireny
"satria tsy misy olona afaka maka ireo amin'ny tanany ka tsy voaratran'ireo tsilo izy"
# Tsy maintsy dorana eo amin'izay itoerany ireny
"Eo amin'izay ahitana ireo tsilo, no tsy maintsy andorana ireo." Izany dia midika fa handrava ny olona ratsy fanahy Andriamanitra.