forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
992 B
Markdown
20 lines
992 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity dia manohy ny tenin'i Davida farany.
|
|
|
|
# Eny tokoa, tsy tahaka izany eo anatrehan'Andriamanitra ve ny ankohonako?
|
|
|
|
Eto i Davida dia milaza fa manaiky an'Andriamanitra izy. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Ny fianakaviako dia tahaka izany tokoa eo anatrehan'Andriamanitra!"
|
|
|
|
# Tsy efa nanao...fomba rehetra tamiko ve Izy?
|
|
|
|
Miaiky i Davida fa efa nanao fanekena taminy Andriamanitra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Efa nanao...fomba tokoa Izy."
|
|
|
|
# voalahatra sy azo antoka
|
|
|
|
Io dia midika fa voalahatra tsara ary tsy hiova ny faneken'Andriamanitra ka afaka ny hatoky izany ny fianakavian'i Davida.
|
|
|
|
# Moa tsy mampitombo ny famonjena ahy...ny faniriako rehetra ve Izy?
|
|
|
|
Mino i Davida fa hanampy sy hampiroborobo azy mandrakariva Andriamanitra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Hampitombo ny famonjena ahy sy hanome ny faniriako rehetra Izy."
|