plt_tn/2sa/23/01.md

28 lines
814 B
Markdown

# ary
Io dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny boky.
# Ireto ary ny tenin'i Davida farany
Io dia manondro izay holazain'i Davida ao amin'ny 23:1.
# ilay lehilahy tena nomem-boninahitra, ilay lehilahy izay voahosotry ny Andriamanitr'i Jakoba
DH: "ilay lehilahy izay nomen'ny Andriamanitr'i Jakoba voninahitra lehibe sy nosorany"
# voahosotry ny Andriamanitr'i Jakoba
Vita amin'ny fandrarahana diloilo eo an-dohan'ny olona ny fanosorana. Izany dia natao mba hifidianana izay ho mpanjaka na ho mpisorona hanompo an'Andriamanitra.
# mpanao salamo
Io dia olona izay manoratra salamo na hira.
# tamin'ny alalako
tamin'ny alalan'i Davida
# ary teo amin'ny lelako ny teniny
Eto ny hoe "teo amin'ny lelako'' dia sarinten'ny fitenenan'i Davida. DH: "nanome hafatra ahy mba holazaiko Izy"