plt_tn/2sa/23/01.md

814 B

ary

Io dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny boky.

Ireto ary ny tenin'i Davida farany

Io dia manondro izay holazain'i Davida ao amin'ny 23:1.

ilay lehilahy tena nomem-boninahitra, ilay lehilahy izay voahosotry ny Andriamanitr'i Jakoba

DH: "ilay lehilahy izay nomen'ny Andriamanitr'i Jakoba voninahitra lehibe sy nosorany"

voahosotry ny Andriamanitr'i Jakoba

Vita amin'ny fandrarahana diloilo eo an-dohan'ny olona ny fanosorana. Izany dia natao mba hifidianana izay ho mpanjaka na ho mpisorona hanompo an'Andriamanitra.

mpanao salamo

Io dia olona izay manoratra salamo na hira.

tamin'ny alalako

tamin'ny alalan'i Davida

ary teo amin'ny lelako ny teniny

Eto ny hoe "teo amin'ny lelako'' dia sarinten'ny fitenenan'i Davida. DH: "nanome hafatra ahy mba holazaiko Izy"