plt_tn/2sa/22/50.md

12 lines
313 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
# ho an'ny anaranao
Eto ny sarinteny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Yaveh.
# ry mampiseho ny tsy fivadiham-panekeny amin'ilay voahosony Izy
Eto i Davida dia mety manondro ireo fampanantenana nataon'i Yaveh ao amin'ny 7:8