plt_tn/2sa/22/50.md

313 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

ho an'ny anaranao

Eto ny sarinteny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Yaveh.

ry mampiseho ny tsy fivadiham-panekeny amin'ilay voahosony Izy

Eto i Davida dia mety manondro ireo fampanantenana nataon'i Yaveh ao amin'ny 7:8