# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida. # ho an'ny anaranao Eto ny sarinteny hoe "anarana" dia manondro ny lazan'i Yaveh. # ry mampiseho ny tsy fivadiham-panekeny amin'ilay voahosony Izy Eto i Davida dia mety manondro ireo fampanantenana nataon'i Yaveh ao amin'ny 7:8