plt_tn/2sa/22/44.md

20 lines
504 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
# tamin'ny fifandiran'ireo vahoakako ihany
Io dia manondro ireo izay teo amin'ny Israelita izay nikomy tamin'i Davida Mpanjaka.
# notananao ho lohan'ireo firenena aho
"Efa nametraka ahy ho mpanapaka ireo firenena Ianao." Eto ny hoe "firenena" dia manondro ireo firenena ankoatran'ny Israely.
# Ny vahoaka izay tsy fantatro
"Olona vahiny"
# Noterena hiankohoka tamiko ireo vahiny
DH: "Niankohoka tamiko ireo vahiny"