plt_tn/2sa/22/44.md

504 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

tamin'ny fifandiran'ireo vahoakako ihany

Io dia manondro ireo izay teo amin'ny Israelita izay nikomy tamin'i Davida Mpanjaka.

notananao ho lohan'ireo firenena aho

"Efa nametraka ahy ho mpanapaka ireo firenena Ianao." Eto ny hoe "firenena" dia manondro ireo firenena ankoatran'ny Israely.

Ny vahoaka izay tsy fantatro

"Olona vahiny"

Noterena hiankohoka tamiko ireo vahiny

DH: "Niankohoka tamiko ireo vahiny"