# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida. # tamin'ny fifandiran'ireo vahoakako ihany Io dia manondro ireo izay teo amin'ny Israelita izay nikomy tamin'i Davida Mpanjaka. # notananao ho lohan'ireo firenena aho "Efa nametraka ahy ho mpanapaka ireo firenena Ianao." Eto ny hoe "firenena" dia manondro ireo firenena ankoatran'ny Israely. # Ny vahoaka izay tsy fantatro "Olona vahiny" # Noterena hiankohoka tamiko ireo vahiny DH: "Niankohoka tamiko ireo vahiny"