plt_tn/2sa/22/38.md

16 lines
441 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
# Nanenjika ireo fahavaloko
"nihaza ireo fahavaloko"
# Nandevona azy ireo sy namotipotika azy ireo aho
Eto i Davida dia mampitaha ny tenany amin'ny bibidia. DH: "Namotika tanteraka azy ireo tahaka ny bibidia nandrapaka ny hazany aho"
# tao ambany faladiako izy ireo
Eto ny hoe "tongotra" dia manondro ny hery sy fifehezana ny fandresena ireo fahavalony.