plt_tn/2sa/22/38.md

441 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

Nanenjika ireo fahavaloko

"nihaza ireo fahavaloko"

Nandevona azy ireo sy namotipotika azy ireo aho

Eto i Davida dia mampitaha ny tenany amin'ny bibidia. DH: "Namotika tanteraka azy ireo tahaka ny bibidia nandrapaka ny hazany aho"

tao ambany faladiako izy ireo

Eto ny hoe "tongotra" dia manondro ny hery sy fifehezana ny fandresena ireo fahavalony.