# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida. # Nanenjika ireo fahavaloko "nihaza ireo fahavaloko" # Nandevona azy ireo sy namotipotika azy ireo aho Eto i Davida dia mampitaha ny tenany amin'ny bibidia. DH: "Namotika tanteraka azy ireo tahaka ny bibidia nandrapaka ny hazany aho" # tao ambany faladiako izy ireo Eto ny hoe "tongotra" dia manondro ny hery sy fifehezana ny fandresena ireo fahavalony.