plt_tn/2sa/22/36.md

16 lines
599 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
# ny fialofan'ny famonjenao
Mampitaha ny herin'Andriamanitra mba hanavotra azy amin'ny fialofana izay miaro ny miaramila amin'ny fahavalo i Davida.
# ny sitrakao
Namaly ny vavak'i Davida sy nanome fitahiana ary fahombiazana hanohitra ireo fahavalony Andriamanitra.
# nanao toerana midadasika ho an'ny tongotro teo ambaniko Ianao
Nametraka an'i Davida tamin'ny toerana milamina izay tsy ahafahan'ny fahavalony hamandrika azy i Yaveh. Ny hoe "tongotra" dia manondro ny fahafahan'i Davida mba hilamina hatrany izy.