plt_tn/2sa/22/36.md

599 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

ny fialofan'ny famonjenao

Mampitaha ny herin'Andriamanitra mba hanavotra azy amin'ny fialofana izay miaro ny miaramila amin'ny fahavalo i Davida.

ny sitrakao

Namaly ny vavak'i Davida sy nanome fitahiana ary fahombiazana hanohitra ireo fahavalony Andriamanitra.

nanao toerana midadasika ho an'ny tongotro teo ambaniko Ianao

Nametraka an'i Davida tamin'ny toerana milamina izay tsy ahafahan'ny fahavalony hamandrika azy i Yaveh. Ny hoe "tongotra" dia manondro ny fahafahan'i Davida mba hilamina hatrany izy.