# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida. # ny fialofan'ny famonjenao Mampitaha ny herin'Andriamanitra mba hanavotra azy amin'ny fialofana izay miaro ny miaramila amin'ny fahavalo i Davida. # ny sitrakao Namaly ny vavak'i Davida sy nanome fitahiana ary fahombiazana hanohitra ireo fahavalony Andriamanitra. # nanao toerana midadasika ho an'ny tongotro teo ambaniko Ianao Nametraka an'i Davida tamin'ny toerana milamina izay tsy ahafahan'ny fahavalony hamandrika azy i Yaveh. Ny hoe "tongotra" dia manondro ny fahafahan'i Davida mba hilamina hatrany izy.