plt_tn/2sa/22/32.md

684 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Yaveh, ary iza no vatolampy afa-tsy ny Andriamanitsika?

Mampiasa io fanontaniana io i Davida mba hanindriana fa tsy misy Andriamanitra ankoatra an'i Yaveh. Ireo dia mety adika ho fehezanteny. DH: "Yaveh irery ihany no Andriamanitra. Ny Andriamanitsika irery ihany no vatolampy."

iza no vatolampy

Ampitahain'i Davida amin'ny vatolampy i Yaveh mba hanindriana ny heriny sy ny fahafahany miaro ny vahoakany.

mitarika ny olona tsy manan-tsiny amin'ny lalany Izy

Mitandrina ny olona tsy manan-tsiny sy manala ny zavatra rehetra izay mety hanisy ratsy azy i Yaveh.