plt_tn/2sa/22/17.md

12 lines
437 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.
# tamin'ilay rano manonja
Ampitahain'i Davida amin'ny tondra-drano izay manambana ny hanafotra azy ireo fahavalony.
# Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko matanjaka Izy
Safotra ireo fahavalon'i Davida. Midera an'Andriamanitra tamin'ny nanafahany azy tamin'ireo fahavalony rehetra izy.