# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy. # tamin'ilay rano manonja Ampitahain'i Davida amin'ny tondra-drano izay manambana ny hanafotra azy ireo fahavalony. # Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko matanjaka Izy Safotra ireo fahavalon'i Davida. Midera an'Andriamanitra tamin'ny nanafahany azy tamin'ireo fahavalony rehetra izy.