plt_tn/2sa/22/17.md

437 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.

tamin'ilay rano manonja

Ampitahain'i Davida amin'ny tondra-drano izay manambana ny hanafotra azy ireo fahavalony.

Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko matanjaka Izy

Safotra ireo fahavalon'i Davida. Midera an'Andriamanitra tamin'ny nanafahany azy tamin'ireo fahavalony rehetra izy.