plt_tn/2sa/22/10.md

857 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.

Nanokatra ny lanitra Izy...rahon'orana matevina teny amin'ireo habakabaka

Manoritsoritra ny fomba namonjen'i Yaveh an'i Davida tamin'ireo fahavalony toy ny hoe rahon'orana miangona amin'ny toerana iray i Davida. Io dia manindry ny herin'Andriamanitra sy ny hatezerany.

tao ambany faladiany

Resahin'i Davida toy ny hoe manan-tongotra tahaka ny olombelona Andriamanitra.

Hita teny an'elatry ny rivotra Izy

DH: "Niseho teny an'elatry ny rivotra Izy"

elatry ny rivotra

Io fiteny io dia miresaka ny rivotra toy ny hoe vorona izany.

Nataony ho lay nanodidina Azy ny aizina

Eto ny aizina noharian'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny lay izay manafina Azy tanteraka. DH: "Miafina anatin'ny aizina Izy"