# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy. # Nanokatra ny lanitra Izy...rahon'orana matevina teny amin'ireo habakabaka Manoritsoritra ny fomba namonjen'i Yaveh an'i Davida tamin'ireo fahavalony toy ny hoe rahon'orana miangona amin'ny toerana iray i Davida. Io dia manindry ny herin'Andriamanitra sy ny hatezerany. # tao ambany faladiany Resahin'i Davida toy ny hoe manan-tongotra tahaka ny olombelona Andriamanitra. # Hita teny an'elatry ny rivotra Izy DH: "Niseho teny an'elatry ny rivotra Izy" # elatry ny rivotra Io fiteny io dia miresaka ny rivotra toy ny hoe vorona izany. # Nataony ho lay nanodidina Azy ny aizina Eto ny aizina noharian'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny lay izay manafina Azy tanteraka. DH: "Miafina anatin'ny aizina Izy"