plt_tn/2sa/22/10.md

24 lines
857 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.
# Nanokatra ny lanitra Izy...rahon'orana matevina teny amin'ireo habakabaka
Manoritsoritra ny fomba namonjen'i Yaveh an'i Davida tamin'ireo fahavalony toy ny hoe rahon'orana miangona amin'ny toerana iray i Davida. Io dia manindry ny herin'Andriamanitra sy ny hatezerany.
# tao ambany faladiany
Resahin'i Davida toy ny hoe manan-tongotra tahaka ny olombelona Andriamanitra.
# Hita teny an'elatry ny rivotra Izy
DH: "Niseho teny an'elatry ny rivotra Izy"
# elatry ny rivotra
Io fiteny io dia miresaka ny rivotra toy ny hoe vorona izany.
# Nataony ho lay nanodidina Azy ny aizina
Eto ny aizina noharian'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny lay izay manafina Azy tanteraka. DH: "Miafina anatin'ny aizina Izy"