plt_tn/2sa/22/08.md

24 lines
975 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.
# Dia nihozona sy nihovitra ny tany...Voarehitr'izany
Io dia valinten'i Yaveh ny antso vonjin'i Davida hanala ireo fahavalony. Mampiasa ny sarinteny hoe tany mihozona sy afo avy amin'i Yaveh i Davida mba hanindriana fa tena tezitra i Yaveh.
# nihozona sy nihovitra ny tany...voahozongozona ny fiorenan'ny lanitra
Miresaka ireo farany roa ireo mba hampidirana ny zava-boary rehetra.
# voahozongozona ny fiorenan'ny lanitra, satria tezitra Andriamanitra
DH: "fa nanozona ireo ny hatezeran'Andriamanitra"
# vavorony...vavany
Resahin'i Davida toy ny hoe nisy rantsam-batana Izy.
# Voarehitr'izany ny vain'afo
Eto ny hatezeran'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny afo, izay mandrehitra ny vain'afo sy mandoro. DH: "Ny lela afo avy ao am-bavany dia mandrehitra ny vain'afo" na "Mandefa vain'afo avy amin'ny vavany ihany koa Izy"