# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy. # Dia nihozona sy nihovitra ny tany...Voarehitr'izany Io dia valinten'i Yaveh ny antso vonjin'i Davida hanala ireo fahavalony. Mampiasa ny sarinteny hoe tany mihozona sy afo avy amin'i Yaveh i Davida mba hanindriana fa tena tezitra i Yaveh. # nihozona sy nihovitra ny tany...voahozongozona ny fiorenan'ny lanitra Miresaka ireo farany roa ireo mba hampidirana ny zava-boary rehetra. # voahozongozona ny fiorenan'ny lanitra, satria tezitra Andriamanitra DH: "fa nanozona ireo ny hatezeran'Andriamanitra" # vavorony...vavany Resahin'i Davida toy ny hoe nisy rantsam-batana Izy. # Voarehitr'izany ny vain'afo Eto ny hatezeran'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny afo, izay mandrehitra ny vain'afo sy mandoro. DH: "Ny lela afo avy ao am-bavany dia mandrehitra ny vain'afo" na "Mandefa vain'afo avy amin'ny vavany ihany koa Izy"