plt_tn/2sa/22/07.md

20 lines
603 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.
# Tamin'ny fahoriako
"Tamin'ny fijaliako be"
# nandre ny feoko avy tao an-tempoliny Izy
Manondro ny tempoly any an-danitra izay hitoeran'i Yaveh i Davida. Ny tempoly eto an-tany dia tsy mbola natsangana.
# tonga teo an-tsofiny ny antso vonjiko
Eto ny sarinteny hoe "sofiny" dia manondro an'i Yaveh sy ny fandrenesany ny antso vonjin'i Davida. DH: "nandre ny vavako hiantso vonjy Izy"
# sofiny
Miresaka an'i Yaveh toy ny hoe manan-tsofina i Davida.