plt_tn/2sa/22/07.md

603 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.

Tamin'ny fahoriako

"Tamin'ny fijaliako be"

nandre ny feoko avy tao an-tempoliny Izy

Manondro ny tempoly any an-danitra izay hitoeran'i Yaveh i Davida. Ny tempoly eto an-tany dia tsy mbola natsangana.

tonga teo an-tsofiny ny antso vonjiko

Eto ny sarinteny hoe "sofiny" dia manondro an'i Yaveh sy ny fandrenesany ny antso vonjin'i Davida. DH: "nandre ny vavako hiantso vonjy Izy"

sofiny

Miresaka an'i Yaveh toy ny hoe manan-tsofina i Davida.