plt_tn/2sa/21/18.md

24 lines
720 B
Markdown

# Ary taorian'io
Io andianteny io dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.
# Goba
Io dia anaran-tanàna.
# Sibeka...Safa...Elanana zanaka lahin'i Jare...Goliata
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Hosatita...Refaita...Betlehemita...Gatita
Ireo dia anarana vondron'olona.
# Refaita
Io vondron'olona io dia fantatra amin'ireo mpiadiny tena vaventy.
# izay toy ny vodi-tenon'ny mpanenona ny lefony
Rehefa manao akanjo voatenona ny olona iray dia hanatsofoka ny kofehy amin'ny farango mifatotra amin'ny tapa-kazo lava antsoina hoe "vodi-tenona". Io dia midika fa lava noho ny tokony ho izy ny lefon'i Goliata.