# Ary taorian'io Io andianteny io dia manamarika ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao. # Goba Io dia anaran-tanĂ na. # Sibeka...Safa...Elanana zanaka lahin'i Jare...Goliata Ireo dia anaran-dehilahy. # Hosatita...Refaita...Betlehemita...Gatita Ireo dia anarana vondron'olona. # Refaita Io vondron'olona io dia fantatra amin'ireo mpiadiny tena vaventy. # izay toy ny vodi-tenon'ny mpanenona ny lefony Rehefa manao akanjo voatenona ny olona iray dia hanatsofoka ny kofehy amin'ny farango mifatotra amin'ny tapa-kazo lava antsoina hoe "vodi-tenona". Io dia midika fa lava noho ny tokony ho izy ny lefon'i Goliata.