plt_tn/2sa/21/15.md

434 B

Jisbibenoba

Io dia anaran-dehilahy.

telonjato sekely

"300 sekely". Eo ho eo amin'ny 3.4 kilao eo izany.

Abisay zanak'i Zeroia

Ny Abisay sy Zeroia dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 2:18.

tsy hamonoanao ny jiron'Israely

Ny hoe "jiron'Israely" dia sarinteny izay manondro ny fitarihan'i Davida sy ny hevitra hoe raha maty i Davida, dia tsy hanana torolalana mazava ny vahoakan'Israely.