# Jisbibenoba Io dia anaran-dehilahy. # telonjato sekely "300 sekely". Eo ho eo amin'ny 3.4 kilao eo izany. # Abisay zanak'i Zeroia Ny Abisay sy Zeroia dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 2:18. # tsy hamonoanao ny jiron'Israely Ny hoe "jiron'Israely" dia sarinteny izay manondro ny fitarihan'i Davida sy ny hevitra hoe raha maty i Davida, dia tsy hanana torolalana mazava ny vahoakan'Israely.