plt_tn/2sa/21/15.md

16 lines
434 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Jisbibenoba
Io dia anaran-dehilahy.
# telonjato sekely
"300 sekely". Eo ho eo amin'ny 3.4 kilao eo izany.
# Abisay zanak'i Zeroia
Ny Abisay sy Zeroia dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 2:18.
# tsy hamonoanao ny jiron'Israely
Ny hoe "jiron'Israely" dia sarinteny izay manondro ny fitarihan'i Davida sy ny hevitra hoe raha maty i Davida, dia tsy hanana torolalana mazava ny vahoakan'Israely.