plt_tn/2sa/21/02.md

463 B

Ary

Eto ny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Io dia manome fampahafantarana fototra momba ireo Gibeonita.

Inona no tokony hataoko ho anareo? Ahoana no hahafahako manao fanavotana...ireo fampanantenany?

Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dika iray ihany. DH: "Inona no azoko atao mba hanalana izao fahotana izao, mba ahafahanao mitso-drano ny vahoakan'i Yaveh, izay mandovo ny hatsarany sy ny fampanantenany?"